|
# Inona no mitondra ny olona amin'ny fiainana?
|
|
|
|
Ny fanomezam-boninahitra an'i Yaveh no mitarika ny olona amin'ny fiainana.
|
|
|
|
# Inona no tsy hain'ny malaina atao?
|
|
|
|
Ny malaina dia tsy afaka na dia ny hampiakatra ny tanany avy ao an-doviany ho ao am-bavany aza.
|