# Inona no tahaka ny rano mitete tsy tapaka?
Ny vady mpifanditra dia toy ny rano mitete tsy tapaka.
# Avy aiza ny vady hendry?
Avy amin'i Yaveh ny vady hendry.