# Amin'iza no tokony hifalian'ny zanaka?
Amin'ny vadin'ny fahatanorany no tokony hifalian'ny zanaka.
# Inona no tokony hisintona ny zanaka?
Tokony ho voasinton'ny fitiavan'ny vadin'ny fahatanorany ny zanaka.