forked from WA-Catalog/plt_tq
16 lines
945 B
Markdown
16 lines
945 B
Markdown
# Iza no nolazain'i Mosesy mba ho alain'ireo manampahefan'ny tafik'Israely mba ho azy ireo?
|
|
|
|
Nilaza tamin'ireo manampahefan'ny tafik'Israely i Mosesy fa afaka maka ny tovovavy rehetra izay tsy mbola niara-nandry tamin'ny lehilahy mihitsy ireo manampahefan'ny tafik'Israely.
|
|
|
|
# Hafiriana no tsy maintsy nitoby ivelan'ny tobin'Israely ireo miaramila izay nanomo olona na nikitika olona maty?
|
|
|
|
Tsy maintsy nitoetra ivelan'ny toby nandritra ny fito andro izy ireo.
|
|
|
|
# Iza tamin'ireo lehilahy tao amin'ny tafik'Israely no tsy maintsy manadio ny tenan'izy ireo?
|
|
|
|
Ny lehilahy rehetra tao amin'ny tafik'Israely izay namono olona na nikitika olona maty no tsy maintsy manadio ny tenan'izy ireo.
|
|
|
|
# Amin'ny andro inona no tokony anadiovan'ireo miaramila sy ny gadran'izy ireo nitoby ivelan'ny tobin'Israely ny tenan'izy ireo?
|
|
|
|
Ireo izay nitoby ivelan'ny tobin'Israely dia tsy maintsy manadio ny tenan'izy ireo amin'ny andro fahatelo sy ny andro fahafito.
|