|
# Zavatra inona no tsy mandaitra mba hanisiana ratsy ny Israely?
|
|
|
|
Ny fanononana mosavy sy zara-vintana no tsy mandaitra mba hanisiana ratsy ny Israely.
|
|
|
|
# Inona no tsy maintsy lazaina momba an'i Jakoba sy Israely?
|
|
|
|
Tsy maintsy lazaina hoe: "Jereo izay nataon'Andriamanitra!"
|