forked from WA-Catalog/plt_tq
12 lines
551 B
Markdown
12 lines
551 B
Markdown
# Nandefa mpitondra hafatra tany amin'iza ireo Israelita?
|
|
|
|
Nandefa mpitondra hafatra tany amin'i Sihona mpanjakan'ny Amorita ny Israelita.
|
|
|
|
# Inona no nangatahan'ireo mpitondra hafatra tamin'i Sihona?
|
|
|
|
Nangataka ireo Israelita mba hamakivaky eo amin'ny taniny tsy hisotro ny rano avy eo amin'ny fantsakany ary handeha eo amin'ny lalan'ny mpanjaka izy ireo.
|
|
|
|
# Ahoana no navalin'ny mpanjaka ny fangatahan'ireo Israelita?
|
|
|
|
Nandà ny hamela ny Israely hamakivaky ny fari-taniny ny mpanjaka. Nangona ny tafiny izy ary nanafika an'Israely tany an'efitra.
|