forked from WA-Catalog/plt_tq
20 lines
872 B
Markdown
20 lines
872 B
Markdown
# Aiza no tsy afaka andehanan'ireo Levita raha nanompo an'i Arona sy ny lay izy ireo?
|
|
|
|
Tsy afaka hanakaiky ireo zavatra ao amin'ny fitoerana masina na ao amin'ny alitara ireo Levita.
|
|
|
|
# Inona no nitranga raha nanakaiky ny zavatra ao amin'ny fitoerana masina na alitara ireo Levita?
|
|
|
|
Raha nanakaiky zavatra ao amin'ny fitoerana masina na alitara ireo Levita, dia ho faty izy ireo sy Arona.
|
|
|
|
# Iza no tsy afaka nanakaiky an'i Arona?
|
|
|
|
Ny vahiny no tsy afaka nanakaiky an'i Arona.
|
|
|
|
# Inona no andraikitr'ireo Levita?
|
|
|
|
Hanampy an'i Arona mba hikarakara ny trano-lay fihaonana sy ny asa rehetra mifandray amin'ny lay ireo Levita.
|
|
|
|
# Nahoana no nikarakara ny fitoerana masina sy ny alitara i Arona sy ireo zanany lahy?
|
|
|
|
Tsy maintsy mikarakara ny fitoerana masina sy ny alitara i Arona sy ireo zanany lahy mba tsy hiavian'ny fahatezeran'i Yaveh eo amin'ireo zanak'Israely indray.
|