plt_tq/num/16/12.md

4 lines
355 B
Markdown

# Inona no nolazain'i Datana sy Abirama rehefa niantso azy ireo ho avy i Mosesy, ary inona no nolazain'izy ireo momba an'i Mosesy?
Nilaza i Datana sy Abirama fa tsy hankany amin'i Mosesy izy ireo. Nilaza izy ireo fa nitondra azy ireo nivoaka ny tany tondra-dronono sy tantely, mba hamono azy ireo any an'efitra i Mosesy, ary fa te hanapaka azy ireo izy.