forked from WA-Catalog/plt_tq
12 lines
600 B
Markdown
12 lines
600 B
Markdown
# Tsy alana avy amin'iza ireo fianakaviamben'ny Kehatita mba ho velona fa tsy ho faty izy ireo?
|
|
|
|
Tsy alàna eo amin'ireo Levita ny fokon'ny fianakaviamben'ny Kehatita.
|
|
|
|
# Momba ny inona no nampitandreman'i Yaveh an'i Mosesy sy Arona fa tsy tokony hidiran'ireo fokon'ny fianakaviamben'ny Kehatita raha tsy izany dia ho faty izy ireo?
|
|
|
|
Tsy tokony hiditra mba hijery ny fitoerana masina ireo fokon'ny fianakaviamben'ny Kehatita raha tsy izany dia ho faty izy ireo.
|
|
|
|
# Iza ihany no afaka miditra ao amin'ny fitoerana masina?
|
|
|
|
Arona sy ireo zanany lahy ihany no afaka miditra ao amin'ny fitoerana masina.
|