plt_tq/mal/03/01.md

8 lines
385 B
Markdown

# Inona no nitranga taorian'ny nandefasan'i Yaveh iraky ny fanekeny izay hanomana ny lalany?
Ilay Tompo, izay notadiavin'ny Israely dia ho avy tampoka ao amin'ny tempoliny.
# Rahoviana ny fanatitr'i Joda sy Jerosalema no ataolotra an'i Yaveh?
Izany dia hankasitrahan'i Yaveh aorian'ny fanadiovana ireo zanaka lahin'i Levy, rehefa narendrik'izy ireo tahaka ny volamena sy volafotsy.