plt_tq/lev/26/03.md

4 lines
254 B
Markdown

# Inona no tsy maintsy ataon'ny vahoaka mba ho antoka fa handatsaka orana sy vokatra i Yaveh?
Yaveh dia milaza fa ny vahoaka dia tsy maintsy mandeha amin'ny lalàny ary mitandrina ny didiny, ary manaktò azy ireo mba hahazoan'izy ireo orana sy vokatra.