# Inona lazain'i Yaveh fa hanimbazimba ny anarany masina?
Yaveh dia milaza fa izay maloto amin'ny antony rehetra sy manakaiky ny zavatra masina dia hanimbazimba ny anarany masina.