plt_tq/lev/14/52.md

4 lines
240 B
Markdown

# Ahoana no hanambarana ilay trano ho madio raha toa ka mitsahatra ilay mary fotsy?
Ilay trano dia azon'ny mpisorona ambara ho madio amin'ny alalan'ny famafazana ny fifangaroan'ny ràm-borona sy rano, hazo sedera, hysopa, ary kofehy jaky.