forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
498 B
Markdown
8 lines
498 B
Markdown
# Inona amin'ny zava-manan'aina eto ambony tany no nolaizain'i Yaveh an'i Mosesy sy Arona fa tsy azon'ny vahoakan'Israely hohanina?
|
|
|
|
Yaveh dia naniraka an'i Mosesy sy Arona mba hiteny amin'ny vahoakan'Israely fa tsy afaka mihinana ny biby rehetra izay mivaky kitro sy mamerin'ota izy ireo.
|
|
|
|
# Moa ve navela hihinana ireo vahoaka raha toa ka mivaky kitro na mamerin'ota fotsiny ihany ny biby iray?
|
|
|
|
Rehefa misy ny iray amin'ireo toetra roa ireo fotsiny ny biby iray dia tsy navela hohanin'izy ireo.
|