plt_tq/jos/13/06.md

8 lines
318 B
Markdown

# Inona no nolazain'i Yaveh mba ho ataon'i Josoa taorian'ny nandroahany ireo mponina teo anatrehan'ny tafik'Isealy?
Nasain'i Yaveh nanendry ny tanin'Israely ho lova i Josoa, araka ny ny nandidian'i Yaveh.
# Tamin'iza no nozaraina ny tany?
Tamin'ireo foko sivy sy ny atsasaky ny fokon'i Manase no nozaraina ny tany.