plt_tq/job/37/04.md

4 lines
165 B
Markdown

# Inona no asain'Andriamanitra ataon'ny oram-panala sy orana?
Izy dia maniraka ny oram-panala mba hilatsaka amin'ny tany, ary ny orana ho lasa orambe mivatravatra.