plt_tq/job/34/04.md

8 lines
329 B
Markdown

# Inona no tian'i Eliho ho safidian'ireo olona hafa sy ho fantarin'izy ireo?
Eliho dia maniry azy ireo hisafidy izay marina sy hamantatra izay tsara.
# Inona no lazain'i Joba fa nalain'Andriamanitra taminy na dia tsy nisy heloka sy ny ratra izay tsy azo sitranina azy izy?
Joba dia milaza fa Andriamanitra dia nanala ny zony.