|
# Iza no anontanian'i Bildada raha afaka ny hadio sy ho eken'Andriamanitra izy ireo?
|
|
|
|
Manontany izy raha afaka ny hadio sy ho eken'Andriamanitra izay natera-behivavy.
|
|
|
|
# Amin'inona no ampitahan'i Bildada ny zanak'olombelona?
|
|
|
|
Milaza izy fa ny zanak'olombelona dia kankana.
|