forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
308 B
Markdown
8 lines
308 B
Markdown
# Inona no zavatra tsy ho ankafizin'ny olona ratsy fanahy?
|
|
|
|
Izy dia tsy hanakafy ny fijerena ny renirano sy ny riakan'ny tantely sy ero-dronono
|
|
|
|
# Nahoana no tsy hifaly ny olona ratsy fanahy?
|
|
|
|
Satria efa nampahory sy nanao tsinontsinona ny olona mahantra izy, ary naka an-keriny ireo trano izay tsy naoriny.
|