# Inona no navalin'ny mpanompon'i Joba raha niantso azy izy?
Ny mpanompony dia tsy namaly azy na dia niangavy azy tamin'ny vavany aza izy.