# Inona no nataon'ilay Tsitoha tamin'i Joba tamin'ny zana-tsipìkany?
Ny zana-tsipìkany dia tao amin'i Joba, ary misotro poizina ny fanahin'i Joba.
# Inona no sakafo lazain'i Joba fa tsy misy tsirony?
Ny tapotsin'atody hoy izy dia tsy misy tsirony.