forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
439 B
Markdown
8 lines
439 B
Markdown
# Inona no nolazain'ilay mpitondra hafatra faharoa tamin'i Joba ny amin'ny nahazo ny ondriny?
|
|
|
|
Nilatsaka avy tany an-danitra ny afon'Andriamanitra ary nandoro azy ireo miaraka amin'ireo mpanompo.
|
|
|
|
# Inona no nolazain'ilay mpitondra hafatra fahatelo tamin'i Joba ny amin'ny nahazo ny ramevany?
|
|
|
|
Nisy andiana mpandroba tonga ary namely azy ireo. Nangalarin'izy ireo ny rameva rehetra ary novonoiny ireo lehilahy rehetra izay nitondra izany.
|