forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
428 B
Markdown
8 lines
428 B
Markdown
# Moa Jesosy miresaka amin'ireo mpianatra araka ny heviny manokana?
|
|
|
|
Jesosy dia tsy miresaka araka ny heviny manokana, fa kosa, ny Ray izay velona ao aminy no manao ny asan'ny Ray.
|
|
|
|
# Raha ho tsy misy antony hafa, nahoana Jesosy no nilaza an'ireo mpianatra mba hino fa Jesosy dia ao amin'ny Ray ary ny Ray ao amin'i Jesosy?
|
|
|
|
Jesosy nilaza fa tokony hino ity izy ireo raha tsy misy antony hafa dia noho ireo asan'i Jesosy izany.
|