plt_tq/jhn/12/39.md

4 lines
319 B
Markdown

# Nahoana ny olona no tsy nety nino an'i Jesosy?
Tsy nety nino an'i Jesosy izy ireo nohon'ny voalazan'Isaia hoe: "Nohajambainy ny mason'izy ireo, ary nohamafisiny ny fon'izy ireo; raha tsy izany izy ireo dia hahita amin'ny mason'izy ireo ary hahazo amin'ny fon'izy ireo, ka hitodika, ary Izaho hanasitrana azy ireo.''