plt_tq/jas/05/04.md

8 lines
245 B
Markdown

# Ahoana ny fomba nitondran'ireo mpanan-karena ny mpiasan'izy ireo?
Tsy nandoa ny karaman'ireo mpiasa ireo mpanan-karena ireo.
# Ahoana ny fomba nitondran'ireo mpanan-karena ny olomarina?
Nanameloka sy namono ny olomarina ireo mpanan-karena.