plt_tq/jas/02/14.md

4 lines
247 B
Markdown

# Inona no nolazain'i Jakoba momba ireo izay milaza fa manana finoana nefa tsy manampy ireo tsy manana?
Nilaza i Paoly fa ireo izay milaza fa manana finoana, nefa tsy manampy ireo tsy manana dia manana finoana izay tsy afaka ny hamonjy azy ireo.