forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
282 B
Markdown
4 lines
282 B
Markdown
# Nahoana izay rehetra tia an'i Jerosalema no tokony hifaly aminy sy ho ravo aminy?
|
|
|
|
Tokony hifaly amin'i Jerosalema sy ho ravo aminy izahay, satria ianao hotezainy ka ho afapo; amin'ny nonony ianao no ho tohanana; fa ianao hisotra ny feno ka hankamamy amin'ny haben'ny voninahiny.
|