plt_tq/isa/08/21.md

8 lines
266 B
Markdown

# Inona no hataon'ny vahoakan'Israely rehefa tena ory sy noana izy ireo ka zary tezitra?
Hiandrandra ambony ny tavan'izy ireo ka hanozona ny mpanjaka sy ny Andriamaniny.
# Inona no hanjo ny vahoakan'Israely?
Ho entina any amin'ny tanin'ny fahamaizinana izy ireo.