forked from WA-Catalog/plt_tq
16 lines
675 B
Markdown
16 lines
675 B
Markdown
# Inona no nolazain'i Josefa momba izay hahazo azy?
|
|
|
|
Nilaza Josefa fa efa ho faty izy.
|
|
|
|
# Fampanantenana inona no nolazain'i Josefa fa hotanterahin'Andriamanitra ho an'ireo taranak'Israely?
|
|
|
|
Nilaza Josefa fa ho tonga amin'ny olona sy hitarika azy ireo hiakatra ho any amin'ny tany izay nampanantenain'Andriamanitra an'i Abrahama, Isaka, ary Jakoba Andriamanitra.
|
|
|
|
# Nasian'i Josefa nianiana inona ny vahoakan'Israely?
|
|
|
|
Nasian'i Josefa hianiana izy ireo fa hitondra ny taolan'i Josefa hiala any Egypta rehefa miala an'Egypta izy ireo.
|
|
|
|
# Inona no nanaovana ny fatin'i Josefa rehefa maty izy?
|
|
|
|
Nosorana zava-manitra ary natao tao anaty vata-paty tany Egypta ny fatin'i Josefa.
|