plt_tq/gen/45/07.md

8 lines
371 B
Markdown

# Amin'i Josefa, dia nahoana no nandefa an'i Josefa tany Egypta Andriamanitra?
Andriamanitra naniraka azy mba hitahiry ny aina, ary hitahiry ny fianakaviana ho sisa eto an-tany.
# Nataon'Andriamanitrra inona tany amin'ny tany Egypta i Josefa?
Nataon'Andriamanitra ho rain'i Farao, tompon'ny tranony rehetra, sy mpanapaka ny tany rehetra manerana an'i Egypta i Josefa.