plt_tq/gen/29/13.md

4 lines
188 B
Markdown

# Ahoana no nataon'i Labana rehefa nandre momba ny fahatongavan'i Jakoba izy?
Nihazakazaka mba hitsena an'i Jakoba i Labana, namihina azy, nanoroka azy, ary nitondra azy tany an-tranony.