plt_tq/gen/29/04.md

8 lines
268 B
Markdown

# Avy aiza ireo lehilahy izay niresahan'i Jakoba?
Avy any Harana ireo lehilahy.
# Iza ihany koa no nankeo amin'ny lava-drano niaraka tamin'ireo andian'ondry?
Rahely, zanaka vavin'i Labana, ihany koa dia tonga teo amin'ny lava-drano niaraka tamin'ireo andian'ondry.