plt_tq/gen/16/01.md

8 lines
347 B
Markdown

# Inona no hevitr'i Saray mba hanomezana taranaka an'i Abrama?
Nilaza tamin'i Abrama ny hiarahany mandry amin'ny mpanompony, dia Hagara, i Saray mba hanan-janaka amin'ny alalany izy.
# Nisy inona teo amin'i Hagara sy Saray rehefa nitoe-jaza tamin'i Abrama i Hagara?
Rehefa nitoe-jaza Hagara, dia nijery an'i Saray tamin'ny fanamavoana Hagara.