plt_tq/gen/12/04.md

8 lines
216 B
Markdown

# Iza no nandeha niaraka tamin'i Abrama?
Nandeha niaraka tamin'i Saray, vadiny, ary Lota, zanaka lahin'ny rahalahiny i Abrama.
# Tanàna taiza no nandehanan'i Abrama?
Nandeha nankany amin'ny tany Kanana i Abrama.