plt_tq/gen/06/18.md

12 lines
467 B
Markdown

# Kanefa nanorina ny fanekeny tamin'iza Andriamanitra?
Nanorina ny fanekeny tamin'i Noa Andriamanitra.
# Iza no nolazain'Andriamanitra mba ho entin'i Noa ao amin'ny sambo?
Nilaza tamin'i Noa ny hitondrany ny vadiny, ireo zanany telolahy, ary ireo vadin-janany Andriamanitra.
# Biby inona no tsy maintsy nentina tao amin'ny sambo mba ho tazonina ho velona?
Roa avy amin'ny karazana zava-manan'aina rehetra, lahy sy vavy, no tsy maintsy nentina tao amin'ny sambo.