plt_tq/gen/02/07.md

8 lines
217 B
Markdown

# Ahoana no nanaovan'Andriamanitra ny olona?
Namolavola ny olona avy tamin'ny vovon-tany i Yaveh ary nofofoiny tamin'ny fofon'ain'ny fahavelomana izy.
# Nataon'i Yaveh taiza ny olona voalohany?
Tao an-tsaha Edena.