forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
403 B
Markdown
8 lines
403 B
Markdown
# Inona no mila ataon'ireo mpisorona mandritry ny fito andro mba hanonerana ny alitara?
|
|
|
|
Ireo mpisorona dia mila manomana omby lahy tsy misy kilema sy ondry lahy tsy misy kilema ho fanatitra dorana mba hanonerana ny alitara.
|
|
|
|
# Tamin'ny andro fahavalo sy nanaraka izany, dia inona no nambaran'i Yaveh fa ho ataony?
|
|
|
|
Tamin'ny andro fahavalo sy nanaraka izany dia nanambara Yaveh fa hanaiky azy ireo Izy.
|