plt_tq/ezk/43/01.md

8 lines
300 B
Markdown

# Taiza no nitondran'ilay lehilahy an'i Ezekiela avy eo?
Nentin'ilay lehilahy tany amin'ny vavahady izay nisokatra niatsinanana i Ezekiela avy eo.
# Inona no hitan'i Ezekiela ary avy aiza no niavian'izany?
Ezekiela dia nahita ny voninahitr'ilay Andriamanitr'Israely izay tonga avy any atsinanana.