plt_tq/dan/12/10.md

8 lines
375 B
Markdown

# Tamin'ny fotoana farany, iza no hanao ary iza no tsy te ahatakatra ireo tenin'ny faminaniana?
Tsy nisy tamin'ny ratsy fanahy no nmahatakatra, fa ireo izay hendry kosa no ahatakatra.
# Hafiriana ny fotoana hampitsaharana ny fanatitra dorana izay mahazatra ary ny fahavetavetana izay mitondra ny fandravana tanteraka?
1.290 andro eo anelanelan'ireo tranga roa ireo izany.