forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
362 B
Markdown
4 lines
362 B
Markdown
# Inona no ataon'ilay olona izay miteny anohitra ilay Avo Indrindra ary ahoana no hiafarany?
|
|
|
|
Hampahory ireo olomasin'ilay Avo Indrindra izy. Hiezaka hanova ireo fankalazana sy ireo lalàna izy. Hanapaka eo amin'ireo zavatra ireo mandritra ny eritaona, roa taona, ary tapa-taona izy nefa nalana ny herin'ny fanjakany mba ho rava sy ho simba any amin'ny farany.
|