plt_tq/dan/05/25.md

4 lines
316 B
Markdown

# Inona no dikan'ny soratra teo amin'ny rindrina voalalotra?
Toy izao ny heviny: voaisan'Andriamanitra ny nanjakan'i Belsazara ary nitondra izany ho amin'ny fiafarana Izy. Lanjaina eo amin'ny mizàna i Belsazara ary hita ny fahabangana. Zaraina sy omena ho an'ireo Mediana sy ireo Persiana ny fanjakan'i Belsazara.