# Tamin'iza no nanaovan'i Belsazara mpanjaka fanasana lehibe?
Nanao fanasana lehibe ho an'ireo tandapa arivo lahy izy.
# Iza ity Belsazara ity?
Zanaka lahin'i Nebokadnezazra izy.