forked from WA-Catalog/plt_tq
12 lines
647 B
Markdown
12 lines
647 B
Markdown
# Inona no tian'ny mpanjaka manokana ho ataon'ny lehilahy hendry?
|
|
|
|
Tian'ny mpanjaka ho lazain'ilay lehilahy hendry ilay nofiny ary azavaina ihany koa.
|
|
|
|
# Inona no nolazain'ny mpanjaka fa hanjo ilay lehilahy hendry raha tsy lazaina amin'ny mpanjaka ny nofiny ary tsy voazava aminy izany?
|
|
|
|
Nilaza ny mpanjaka fa raha tsy izany, dia ho potikapotika ny vatan'ilay lehilahy ary hatao korotam-pako ireo tranon'izy ireo.
|
|
|
|
# Inona no nolazain'ny mpanjaka fa ho ataony amin'ny olona na ny vahoaka izay nanambara ny nofy taminy ary nanazava izany?
|
|
|
|
Nilaza ny mpanjaka fa hanome fanomezana, valisoa, ary voninahitra lehibe ho an'ny olona na ny vahoaka izy.
|