forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
339 B
Markdown
8 lines
339 B
Markdown
# Oviana i Nebokadnezara no nanofy ka nihorohoro ny sainy no sady tsy afa-natory izy?
|
|
|
|
Niseho tamin'ny taona faharoa nanjakany izany.
|
|
|
|
# Nahoana ny mpanjaka no nampiantso ireo ombiasy, ireo mpanao ody, ny olon-kendry ary ireo izay nilaza ho miresaka amin'ny maty?
|
|
|
|
Ilain'ny mpanjaka hilaza aminy momban'ny nofiny ireo ireo lehilahy ireo.
|