forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
392 B
Markdown
4 lines
392 B
Markdown
# Iza no anarana niantsoana ny sasany tamin'ireo tovolahy avy any Israely ary iza no anarana nomen'ny lehiben'ny manam-boninahitra?
|
|
|
|
Ireo anarana nomena ny sasany tamin'ireo tovolahy sy ireo anarana nomena azy ireo avy amin'ny lehiben'ny manam-boninahitra dia: Daniela nantsoiny hoe Beltesazara, Hanania nantsoiny hoe Sadraka, Misaela nantsoiny hoe Mesaka, ary Azaria nantsoiny hoe Abednego.
|