forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
424 B
Markdown
8 lines
424 B
Markdown
# Nahoana Paoly no nanoratra an'ireo zavatra ireo tamin'ireo mpino Korintiana tamin'izy lavitra azy ireo?
|
|
|
|
Nanao izany Paoly mba rehefa eo amin'izy ireo Paoly, dia tsy voatery mitondra azy ireo an-kahatezerana.
|
|
|
|
# Ahoana no itiavan'i Paoly hampiasana ny fahefana izay nomen'ny Tompo azy manoloana ireo mpino Korintiana?
|
|
|
|
Ny fahefan'i Paoly dia tiany ampiasaina hanorenana an'ireo mpino Korintiana fa tsy hanimbana azy ireo.
|