forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
357 B
Markdown
4 lines
357 B
Markdown
# Inona no nasain'i Paoly ataon'ireo mpino Korintiana mahakasika an'ireo rahalahy izay nirahina teo amin'izy ireo avy amin'ireo fiangonana hafa?
|
|
|
|
Paoly dia niteny ny fiangonana Korintiana mba hampiseho amin'izy ireo ny fitiavan'izy ireo, ary mba hampiseho azy ireo ny antony nireharehan'i Paoly momba ny fiangonana Korintiana teo amin'ireo fiangonana hafa.
|