# Amin'ny inona no nolazain'i Paoly fa tokony hanadiovantsika ny tenantsika?
Isika dia tokony hanadio ny tenantsika amin'ny zavatra rehetra izay mampaloto antsika ara-batana sy ara-panahy.