|
# Inona no misy miaraka amin'ny Fanahin'ny Tompo?
|
|
|
|
Izay misy ny Fanahin'ny Tompo, dia misy fahafahana.
|
|
|
|
# Hiova ho inona ireo rehetra mahita ny voninahitry ny Tompo?
|
|
|
|
Izy ireo dia hiova ho ao amin'ny voninahitra mitovy izay avy amin'ny voninahitra ho amin'ny voninahitra.
|