plt_tq/1ti/06/09.md

12 lines
350 B
Markdown

# Ao amin'ny no hirian'ireo izay maniry hanakarena no hianjera?
Ireo izay maniry ny hanankarena dia latsaka ao anatin'ny fakam-panahy.
# Inona ny fototra amin'ny karazan-dratsy rehetra?
Ny fitiavam-bola no fototri'ny karazan-dratsy rehetra.
# Inona niseho tamin'ireo izay nitia ny vola?
Ireo izay nitia ny vola dia nirenireny tamin'ny finoana.